###Ny abidia sy ny fanononana

Ny abidian'ny esperanto dia misy 28 : a, b, c, ĉ, d, e, f, g, ĝ, h, ĥ, i j, ĵ, k, l, m, n, o, p, r, s, ŝ, t, u, ŭ, v, z.

Ny fanoratana sy ny fanononana ny espéranto dia manara-dalàna ny fanononana azy.Ny litera tsirairay dia tononina amin'ny fomba tsy miova.

Ny litera sasany dia tononina sahala amin'ny litera frantsay.

Tononina ny zanatsoratra (a, e, i, o, u) toy ny saka,lohataona,mitatao vovonana,boaty,tenda.Ny zanatsoratra ûdia tsy hita raha tsy miaraka amin'ny a na e,mba hanome ny feo roa tafakkambana ho irayLa semi-voyelle ŭ se trouve uniquement en( fiara,lalam-be,manafoana).Ny û dia tononina mitovy ny teny fatran'ny elektrisite.Ny r dia tokony tononina mihosinkosina raha azo atao miaraka amin'ny lela sahala amin' ny fanaon'ny polone,any rosia,italia, na any espana.Ny litera manaraka amin"ny espéranto dia tsy mitovy fanononana izay mitovy amin'ny frantsay. :

  • C – ts mitovy ny tsar (citrono – voasary makirana)
  • Ĉ – tsch mitovy ny tchater (ĉeko – taratasy fakana vola)
  • G - tsy miova 'g' toy ny fiantsonanan'ny fiaran-dalamby (gemo)
  • Ĝ – dj mitovy amin'ny Djibouti (ĝangalo – ala mikitroka,asa)
  • H – tsy miova'h' aspiré mitovy ny sy ny Anglisy (havi – manana)
  • Ĥ – comme le 'ch' dur allemand ou le 'j' espagnol (eĥo – écho)
  • J – mitovy ny"yoga", tsy miova fa mitambatra amin'ny zanatsoratra (jes – eny)
  • Ĵ – j (ĵurnalo – vaovao)
  • S – tsy miova fa mitovy 'ss', fa tsy mitovy mihitsy amin'ny 'z' (taso tononina ho'tasso' – tasy)
  • Ŝ – ch mitovy ny chat (ŝafo – ondry)

Ny tsindrim-peo

Ny tsindrim-peo dia eo amin'ny teny alohan'ny farany feo. Ny zanatsoratra mifampibaby dia miisa ho feo iray ihany.Fa indraindray dia:

  • te-le-FO-no (té-lé-FO-no)
  • ra-DI-o (ra-DI-o)
  • kaj (vakina hoe "kira")
  • a-MI-ko (ah-MI-koh)
  • ES-tas (ESS-tass).
  • NB: AN-kaŭ (kaŭ miendrika ho feo iray ihany).

Tandremo anefa fa indraindray ny teny toy ny radio (ra-DI-o), dia miisa ho feo 3.

###Ny mpanondro

En espéranto,dia misy iray ihany ny mpanodro ,ny mpanondro ny, ampiasaina amin'ny vitsy na maroutilisé :

  • la amiko – ny namako
  • amiko – ny namana
  • la ĉambro – ny efitrano
  • ĉambro – ny efitrano

Ny mpanondro (un, une, des) dia tsy mety ovana:

  • Ny birao – *Estas skribotabl Ny mpanondro olona
  • mi – izaho
  • vi –ianao
  • li, ŝi, ĝi – izy ,itsy
  • ni – isika
  • vi – ianareo
  • ili – izireo

Ny mpisolo anarana dia tokana"gi",mba ampiasaina amin'ny zavatra,na bibyLe pronom ĝi .

###Ny mpisolo tena tampisaka

Miendrika teny ampiana amin'ny faran'ny teny a amin'ny mpisolo tena tampisaka.

mia – ko -nahy via – nao,kao lia, ŝia, ĝia – ny, ny nia – nay via – nareo ilia – anizireo

Ny anarana

Ny anarana rehetra dia miafara amin'ny -o.Tsy misy fitsipika arahina en espéranto. Raha ilaina ny hanavahana ny lahy na vavy dia tondroina amin'ny mpisolo tena tampisaka.

  • amiko – namana ami(e)
  • laboro – asa
  • libro – lsaivre
  • tablo – latabatra table

Ny mpamaritr'isa

Ny mpamaritr'isa dia anarana ary ny teny amin'ampiana ny fototeny dia mifaranaamin'ny -j-

  • amiko – un ami / amikoj – des amis

  • tabloj – des tables (latabatra maro)

  • lernantoj – des élèves(mpianatra maro)

  • viaj lernantoj – tes/vos élèves(ny mpianatranareo)

Ny teny

Ny teny rehetra dia manaradalàna amin'ny espéranto.

1.Ny teny izay tsy mamaritra olona ary miseho amin'ny ankehitriny sy efa lasa dia mifarana amin'ny -i :

  • lerni – apprendre (mianatra)
  • labori – travailler(miasa)
  • esti – être(misy)

2.Ny mari-potoana ankehitriny dia mifarana amin'ny -as.Mitovy ho an'ny mpanondro olona rehetra.

  • li sidas – il est assis (Izy dia mipetraka)
  • ili laboras – ils travaillent'Miasa izireo)
  • mi lernas – j'étudie(Mianatra aho)

Le verbe être(Ny teny milaza ny fisiana)

En espéranto,ny teny (misy) (être) dia teny manara-dalàna

  • mi estas - je suis (Izaho izao)
  • vi estas - tu es, vous êtes(Ianao dia)
  • li, ŝi, ĝi estas - il, elle, c' est(Izy,ity no)
  • ni estas - nous sommes(isika izao)
  • vi estas - vous êtes(ianareo izao)
  • ili estas - ils, elles sont(izireo, dia

Ĉu?(moa?)

Ĉu (moa) dia teny manontany ahafahana mametraka fanontaniana,ka ny valiny dia mety ho ""eny"" na ""tsia".Izy dia mitovy amnin-ny teny frantsay rehefa misy fanontaniana miantomboka amin'ny""moa ve".

  • Maintenant ils travaillent(Miasa izireo izao) – Ili nun laboras.
  • Est-ce qu'ils travaillent maintenant ? Moa miasa ve iziero izao?– Ĉu ili nun laboras?
  • Est-ce que la mère enseigne ? –Moa ve mapianatra ny reniny? Ĉu la patrino instruas?

Oui / Non (eny/tsia)

La réponse à une question commençant par Ĉu est jes – oui ou ne – non: (Ny valin'ny fanontaniana miantomboka amin'ny "moa" dia -jie- eny na tsia -ne- tsia:

  • Jes, la patro estas en la ĉambro.
  • Ne, la libro ne estas sur la tablo.

La négation "ne" se trouve habituellement avant le verbe. Ny filazana manda "ne" dia hita matetika alohan'ny teny

Kiu?(Iza?)

Ce mot interrogatif permet d'interroger sur l'identité d'une personne ou d'une chose. Il peut être traduit par qui, quel(le), lequel/laquelle. Ity teny manontany ity dia ahafahana mamantatra ny momba ny olona iray na zavatra.Izy dia ahafahana mandika amin'ny alalan'ny iza,ahoana,iza no

  • K iu vi estas? – Qui êtes-vous ?(Iza ianareo ?)
  • Kiu instruisto sidas? – Quel professeur est assis ?'Iza no mpampiantra mipetraka?)

Le suffixe -ist(Ny tovana)

indique un professionnel ou celui qui exerce une activité régulièrement : (Manondro ny asa na izay manao ny asa andavan'andro)

  • hotelisto – hôtelier(mpiasan'ny tranombahiny)
  • esperantisto – espérantiste(mpanome fanantenana)
  • policisto – policier(mpitandro filaminana)
  • socialisto – socialiste'ireo olna izay mihevitra fa tsy mivoatra mihitsy ny vahoaka ka tsy iombonana ny fananana)

Le suffixe -in(ny tovona)

Ahafahana manova ny maha vavy amin'ny fototra maha lahy na sady tsy ahy no tsy vavy:

  • patro – ray
    • patrino – reny
  • kato – chat(te)saka
    • katino – chatte
  • instruisto – enseignant(e)
    • instruistino – mpampianatra

Misy 30 eo ho eo fototra maha lahy,fany sasany ho an'ny fianakaviana ambony. Ny fiavian'ny biby rehetra na ny zavatra hafa, etc. dia sady tsy lahy no tsy vavy. Misy koa ny fiavian'ny maha vavy toy ny damo, gejŝo, amazono, etc.