Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Amin'ny lahatsoratra

  • Marko – Marko
  • esti – izy , zavatra
  • as – ankehitriny
  • mi – aho
  • a – mpamaritra
  • amiko – sakaiza
  • o – anarana
  • li – izy
  • lerni – mianatra
  • ant – manao ankehitriny
  • kaj – sy , ary , ka
  • sporto – fanatanjahan-tena
  • ist – olona manao asa na zavatra tsy tapaka
  • nun – ankehitriny
  • sidi – mametraka
  • en – anaty, amy, any
  • ĉambro – efitra
  • sur – ambony
  • tablo – latabatra
  • papero – taratasy
  • j – milaza maro
  • libro – boky
  • ĝi – izy
  • skribi – manoratra
  • la – ny
  • patro – ray
  • in – vavy
  • de – ny, hatramy
  • ne – tsia, tsy
  • ili – izy ireo
  • labori – miasa
  • hotelo – hotely
  • instrui – mampianatra
  • ŝi – izy

Teny hafa

  • Ana – Ana
  • ĉu – moa ve
  • jes – eny, ya
  • kio – inona
  • kiu – iza
  • lingvo – lela , fiteny
  • ni – isika
  • nomo – anarana
  • respondi – mamaly
  • seĝo – fipetrahana