Amin'ny lahatsoratra

  • sinjoro – -andriamatoa - Ra.
  • vendi – mivarotra
  • aŭto – fiara
  • kiu – izay
  • plaĉi – ankasitrahana
  • demandi – mangataka
  • plej – ny tena
  • tiu – io olona io
  • ĉi – -ci
  • ĉiu – olona rehetra, rehetra , daholo
  • pli – bebe kokoa (Fampitahana)
  • ol – noho (mihoatra/latsaka...noho)
  • tre – tena
  • certa – sasany , marina tokoa
  • kosti – vidiny
  • bedaŭri – manenina
  • ind – mendrika ny
  • aĉeti – mividy
  • ĉar – satria, noho izany, ka izay
  • veturi – mitondra
  • dum – mandritra
  • tio – ilay , ireo, izay
  • edzo – vady lahy

Teny hafa

  • aŭskulti – mihaino
  • forgesi – manadino
  • helpi – manampy
  • horo – ora
  • jam – sahady
  • jaro – taona
  • kial – nahoana
  • komenci – manomboka
  • monato – volana
  • plena – feno
  • sendi – maniraka ,mandefa
  • tempo – andro
  • vivi – miaina , velona