Amin'ny lahatsoratra

  • S-ro – Andriamatoa – M.
  • Pipelbom – Pipelbom
  • peza – mavesatra
  • larĝa – malalaka
  • korpo – vatana
  • aspekto – endrika , bika
  • rolo – anjarany , filaharana
  • fakto – vita
  • respekti – mifanaja
  • kontenta – faly ,afa-po
  • ofte – matetika
  • utila – mahasoa
  • prezenti – manolotra
  • ĝeni – manahirana
  • nokto – alina
  • arbo – hazo
  • ĉefo – loha , sefo
  • vojo – làlana , arabe
  • ekster – ivelan'ny
  • sovaĝa – dia
  • bruo – feo
  • krom – fanampin'izany, ankaotra
  • tuŝi – mikasika
  • naturo – natiora ,toe-javatra
  • ĝenerali – rehetra, ankapobe
  • seki – maina
  • paŝi – dia , dingana
  • vivi – miaina , velona
  • dolori – fijaliana , fangirifiriana
  • agrabla – mahafinaritra
  • ju – plus (plus…, plus…), moins (plus…, moins…)
  • kastelo – lapa
  • des – misimisy kokoa (misimisy kokoa…, fanampiny…), kely kokoa (mihoatra…, kely…)
  • Adriano – Adrian
  • viro – olona , lehilahy
  • kapabla – mahavita , mahazaka
  • industrio – taozavatra
  • polico – polisy
  • persono – olona
  • simila – mitovy
  • lasta – farany
  • laŭta – matanjaka
  • orelo – sofina
  • momento – fotoana kely , kelikely
  • ambaŭ – izy roa
  • direkti – fizotra
  • zorgi – miahy , manana ahiahy
  • situacio – toerana , fitoerana
  • branĉo – rantsana
  • rekta – mahitsy
  • besto – biby
  • promeni – mitsangatsangana
  • kavo – lempona
  • odoro – mahatsapa fofona
  • preta – vonona
  • ajn – izay rehetra
  • efektiva – tena isa, tokoa, marina, tena marina, marina tokoa
  • miri – gaga , taitra
  • koro – fo
  • ŝajni – hoatra , toy
  • supri – ambony
  • buŝo – vava
  • provi – mitsapa , manandrana
  • kapti – misambotra ,mahazo
  • lampo – jiro
  • paco – fifanarahana
  • formo – tarehy , endrika , bika
  • teni – mitana , mihazona
  • sono – feo , faneno
  • aŭtoritato – fanjakana
  • nuuuu – m'enfin
  • eee – eh
  • fuŝi – manaonao foana
  • klara – mazava
  • – mitovy ,ihany
  • tono – feo
  • ha – ha
  • bieno – fananana
  • grafo – comte
  • monto – tendrombohitra
  • kalva – sola
  • inviti – manasa
  • peti – mangataka
  • teroro – fahatsiravina ,tahotra mafy
  • kontroli – mamotopototra
  • ĉirkaŭ – manodidin'ny
  • akcepti – manaiky
  • perdi – manary

Teny hafa

  • – manondro lafiny ratsy