Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Amin'ny lahatsoratra

  • raporti – mamerina , mitondra
  • noto – marika , fivoasana
  • – manondro hevitra ratsy
  • kapo – loha
  • kiom – firy / ohatrinona
  • da – ny
  • ĉe – amin'ny
  • ludi – milalao
  • mem – ihany
  • tiom – izany habe izany
  • kvankam – na dia ... aza
  • tiam – amin'izay fotoana izay
  • aŭdi – mahare
  • vorto – teny vava
  • tuj – avy hatrany,haingana
  • respondi – mamaly
  • kara – lafo
  • problemo – olana
  • pri – momba ny, momba , amy ny
  • muziko – mozika
  • ridi – hehy
  • tamen – kanefa

Teny hafa

  • agi – manao
  • aperi – miseho , miposaka
  • besto – biby
  • decidi – manapaka
  • dolori – fijaliana , fangirifiriana
  • glaso – fitaratra , vera
  • kelkaj – tokony
  • kontraŭ – manohitra
  • klubo – fivoriana , fiokoana
  • morti – maty , miala aina
  • ofte – matetika
  • ordo – mandidy , mifehy , manafatra
  • plori – mitomany
  • polico – polisy
  • pro – noho ny
  • pura – tsy misy fahony ,madio
  • senti – mahatsapa, mahare, manandrana
  • sovaĝa – dia
  • super – ambonin'ny
  • teni – mitana , mihazona
  • timi – tahotra
  • trans – ny alalan'
  • vino – divay