Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Iza no hanadio ny lakozia aorian'ny sakafo atoandro?

2. Inona no tianao sotroina: dite, kafe kely sa tsy te hisotro na inona na inona?

3. Maninona ianao no tapa-kevitra tampoka hanova ny hefi-trano kelinao?

4. Nomenao an'iza ireo vera madio ho an'ny divay?

5. Iza ilay klioba fanatanjahanao nanoherana tamin'ny roa herinandro lasa?

6. Moa ve mba hitanao matetika ilay mpitandro-filaminana izay mipetraka ao anaty trano eo amboninareo ?