Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Inona no afaka mampifaly indrindra ny ray aman-dreninao?

2. Raha farafaharatsiny handeha niaraka tamiko any tanàna ianao aorian'ny sekoly!

3. Ho aiza no tianao itsangatsanganana raha ampy vola sy fotoana ianao?

4. Ianao ve mikasa ny handeha ho any Italia amin'ny fiara, sa tsy dia tsara noho ny fiaran-dalamby ?

5. Nahoana ny olona samy hafa manazava ny hevitra mitovy amin'ny fomba samy hafa?