Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Moa ve ny mpiasa ao amin'ny hotely lehibe mba mahay fiteny maro?

2. Moa fantatrao ve fa i Ana dia tia ny hira vaovao mahakasika ny fahantrana sy ny vehivavy tsara tarehy?

3. Taiza ianao no nahita lehilahy antitra sy ny lehilahy tanora no nitondra latabatra lehibe ?

4. Ahoana no nitranga fa tonga aty aminay indray ianao tsy niaraka tamin'ny rahalahinao sy ny rahavavinao?

5. Moa ve ianao afaka mianatra Esperanto tsy dia haingana loatra miaraka amin'ny boky fianarana vaovao?