Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Manao ahoana ny tranonareo taloha?

2. Boky manao ahoana no novakinareo, ary moa ve mba tsara izy ireo?

3. Inona nataon'i Ana sy Marko tao amin'ny efitra kely an'i Marko?

4. Moa ve tianareo ny mamaky boky fitiavana ?

5. Iza no andeha miarak'aminao amin' ny tranonareo ?

6. Manao ahoana ny mason'i sakaizanao ?