Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Moa ve mba tianao asehoko anao ny bokiko vaobao ?

2. Inona no tianareo honanina ho sakafo maraina rahampitso ?

3. Oviana i Marko ho tonga, amin'ny dimy sa amin'ny valo ora?

4. Oviana ianao no nahatsikaritra fa ny fianakaviana rehetra miantso ahy mpanao soa?

5. Moa ve mba ilainareo ny boky nalefako taminareo ?