Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Moa ve ianao afaka mianatra mangina mandritra ny fotoana ihiran'ny olona am-pifaliana?

2. Iza no mahay aiza sy rahoviana isika hifankahita indray ?

3. Amin'ny firy izao?

4. Moa ve mba nisy olona no nanampy ianareo anokatra ny varavaran'ny trano taloha ?

5. Maninona ianao no tsy mba manana fotoana hihaino ahy ela?