200+ Esperantaj grupoj, trovu viajn ĉe Telegramo.org

Adikao ary valio

1. Rahoviana no hifankahita amiko ianao ?

2. Fotoana firy ianao no mianatra ny fiteny iraisam-pirenena ?

3. Aiza ny bokiko vaovao miarak'amin'ny sariko ?

4. Aiza no andehananao aorian'ny fisakafoanana?

5. Moa ve afaka manidy ny varavaran'ny hefi-trano isika raha mangatsiaka ny andro?

6. Hafiriana ianao no tezitra raha akana vola be ianao?