200+ Esperantaj grupoj, trovu viajn ĉe Telegramo.org

Adikao ary valio

1. Iza no nanana ny boky nandrasanareo efa roa taona mahery?

2. Moa ve mba tianao asehoko aminao ny sariko tena lafo ?

3. Taiza ianao no nividy ity akanjo ity ?

4. Aiza no andehananareo raha ho alahady andro talaky masoandro ?

5. Moa ve efa niala sahady ny rahalahinao?

6. Aiza ny rano nalainao ?