Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Adikao ary valio

1. Iza no namanao?

2. Moa ve namanao Ana no manoratra ao anaty ny efi-trano izao?

3. Moa ve ny naman'i dadanao miasa ao amin'ny hotely ?

4. Inona no eo ambony ny birao ao anaty efi-tranontsika?

5. Moa ve ny boky kely esperanto no eo ambony latabatrao ?