Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

Fenoy ny fehezanteny

  1. Nandeha teny an-dalana i Ana sy Marko.
    Ana kaj Marko iris la strato .
  2. Tonga tao amin’ny trano fisotroana kafe iray izy ireo, nankao amin’ny latabatra iray, ary nahita ilay raim-pianakaviana nipetraka teo ambony seza.
    Ili venis kafejo , iris tablo kaj vidis la patro sidi seĝo .
  3. Nametraka mofo telo teo ambony seza i Ana.
    Ana metis tri kukojn sur seĝ.
  4. Naveriny teo ambony latabatra indray ireo mofomamy.
    Ŝi metis poste la kukojn sur la tabl.