Amin'ny lahatsoratra
- Maja – Maja
- et – kely, mampihena
- ul – olona
- tri – telo
- ig – ho tonga, mamerina , manome, manao
- sana – fahasalamana
- alta – avo
- temperaturo – toetrandro , hafanana
- resti – mijanona
- morgaŭ – rahampitso
- voki – miantso , manisy anarana
- doktoro – dokotera
- je – ny, miaraka, ao
- naŭ – sivy
- horo – ora
- por – ho , ho any
- helpi – manampy
- montri – mampiseho
- piedo – tongotra
- vesti – mampiakanjo
- ĉio – rehetra , daholo
- fine – amin'ny farany
- semajno – herinandro
- sub – ambany
- teo – dité
- mateno – maraina
- vespero – hariva
- deziri – maniry
- trankvila – tony , maotona ; mandry
- farti – mandeha , mirohotra
- eg – ngéza, lehibe, mampitombo
- Karlo – Charles
- hm – hm
Teny hafa
- bezoni – mila
- esperi – manantena
- familio – fianakaviana
- fojo – indray, in... , im...
- hieraŭ – omaly
- hodiaŭ – androany
- infano – zaza , ankizy
- kara – lafo
- lando – fari-tany , tany
- loĝi – monina, mitoetra, mipetraka, monina
- necesa – mila
- pensi – mihevitra
- peti – mangataka
- proksima – anila , ankila
- rimarki – mandinika
- terura – mahatsiravina
- tuj – avy hatrany,haingana
- tuta – rehetra, daholo, manontolo, tontolo, ankapobe
- utila – mahasoa
- zorgi – miahy , manana ahiahy