Amin'ny lahatsoratra

  • Petro – Pierre
  • Maria – Marie
  • vojaĝi – fandehanana , dia
  • lando – fari-tany , tany
  • libera – afaka , tsy voatery
  • tempo – andro
  • decidi – manapaka
  • italio – italia
  • urbo – tanàna lehibe
  • feliĉa – sambatra
  • kie – aiza
  • forgesi – manadino
  • esperi – manantena
  • us – matoanteny miavaka
  • komenci – manomboka
  • jam – sahady
  • vagono – kalesy ny lalam-by
  • ar – vondrona, miaraka
  • nenio – na inona na inona
  • sekreto – tsiambaratelo
  • onklo – dadatoa , rahalahin-dray
  • Bonifacio – Boniface
  • plena – feno
  • um – dikany tsy voafetra
  • sia – mpisolo toerana
  • uzi – mampiasa , manao zavatra mahasoa
  • domo – trano
  • ad – hetsika mitohy
  • atendi – miandry
  • do – noho izany
  • kial – nahoana
  • neniam – na oviana na oviana

Teny hafa

  • almenaŭ – farafaharatsiny
  • atenti – mitandrina
  • ĉirkaŭ – manodidin'ny
  • diversa – samihafa, hafa, miovaova ,maro karazana
  • do – noho izany
  • ekster – ivelan'ny
  • ideo – hevitra
  • klara – mazava
  • kredi – mino , matoky
  • kvazaŭ – saika , madiva ho
  • maniero – toetra ,fomba
  • manki – diso
  • mondo – izao tontolo izao
  • organizi – mandahatra
  • plano – mandrafitra
  • pluvi – manorana
  • rajti – manan-jo amin'ny
  • rakonti – mitantara
  • sama – izay izany
  • ŝajni – hoatra , toy
  • vojo – làlana , arabe
  • informi – milaza , manambara