Amin'ny lahatsoratra

  • kiel – ahoana , manao ahoana
  • pasi – mandalo
  • naski – miteraka
  • kelkaj – tokony
  • familio – fianakaviana
  • an – mpikambana ao amin'ny vondrona iray
  • iom – kely
  • trovi – mahita
  • almenaŭ – farafaharatsiny
  • ordo – mandidy , mifehy , manafatra
  • io – zavatra
  • manki – diso
  • lakto – ronono
  • necesa – mila
  • anstataŭ – fa tsy
  • intereso – mahaliana
  • ekskurso – fandehandehanana
  • klubo – fivoriana , fiokoana
  • ĵeti – manipy , mitoraka
  • ia – karazany
  • uj – fasiana, misy, tany , fari-tany
  • ĝusta – marina
  • for – fahalavirana , fanalavirana, fanjavonana , tsy fahitana
  • inter – eo, amy , ampovoany
  • sama – izay izany
  • fojo – indray, in... , im...
  • rajti – manan-jo amin'ny
  • proponi – manolotra , mamosaka
  • du – roa
  • parto – mandeha
  • sukceso – fahombiasana
  • iu – olona anankiray
  • ideo – hevitra
  • tro – loatra , be loatra
  • ec – kalitao foronin'ny saina
  • reala – misy tokoa , marina
  • silento – fanginana
  • daŭri – manohy
  • nu – euh
  • minuto – minitra
  • telefono – telefaonina
  • viziti – mamangy , mitsidika
  • dolĉa – mamy
  • atenti – mitandrina
  • dika – be vatana , vaventy
  • ŝanĝi – miova , manakalo , manova
  • opinii – hevitra , fiheverina
  • sen – tsy , tsy manana , tsy misy
  • sola – irery , tokana

Teny hafa

  • ĉefo – loha , sefo
  • ekzemplo – ohatra
  • rilati – ho mifandray amin', mifandraika amin'ny, momba an'ny ...
  • sekvi – manaraka
  • simpla – tsotra
  • universala – amin'ny izao tontolo izao