Amin'ny lahatsoratra

  • Veneci – Venise
  • Sankt-Mark – Saint-Marc
  • placo – toerana
  • milito – ady
  • maro – rano masina
  • ŝipo – sambo be, sambo
  • gondolo – gondole
  • movi – mihetsika
  • mezo – ampovoany
  • proksima – anila , ankila
  • granda – lehibe , vaventy
  • oni – olona , misy
  • facila – mora
  • lumo – fahazavana
  • flanko – ila , lafy
  • Stefan – Stéphane
  • krii – mihorakoraka
  • turko – torka
  • renkonti – mifanena
  • sekvi – manaraka
  • Pietro – Pietro
  • koni – mahay
  • akvo – rano
  • tiel – tahaka izany
  • Ĝorĝo – Georges
  • preni – maka , mandray
  • estro – loha, voalohany
  • preskaŭ – saika ,efa ho
  • morti – maty , miala aina
  • grava – mahavita be
  • Ĝino – Gino
  • halti – mijanona
  • apud – eo akaikiny
  • dek – folo
  • jaro – taona
  • koloro – loko
  • Jakopo – Jaques
  • tial – noho io antony io
  • timi – tahotra
  • sendi – maniraka ,mandefa
  • doĝo – doge
  • bezoni – mila
  • pagi – mandoa
  • er – tapatapaky, efitrano kely, sombin-javatra
  • afero – raharaha
  • se – raha
  • pano – mofo
  • Don Kamilo – Don Camillus
  • ĝis – hatramy , hatramin'ny

Teny hafa

  • konsenti – manaiky
  • laŭta – matanjaka
  • proksimume – tokony
  • publika – vahoaka
  • punkto – tendrin-tsoratra , vato
  • sata – mamoky