Reklamo: Venu al la Universala Kongreso en 🇦🇹 Aŭstrio, 1–8 aŭg. 2026

tovona

  • dis – fampielezana , fanelezana, fanapahana
  • ek – fanombohana hetsika, tampoka
  • for – fahalavirana , fanalavirana, fanjavonana , tsy fahitana
  • ge – mifandraika amin'ny vavy sy lahy
  • mal – mpanohitra , fanohirana
  • re – indray, idray

tovana

  • ad – hetsika mitohy
  • an – mpikambana ao amin'ny vondrona iray
  • ar – vondrona, fitambarana
  • – manondro hevitra ratsy
  • – zavatra mivaingana
  • ebl – azo atao
  • ec – toetra
  • eg – ngeza, lehibe, mampitombo
  • ej – toerana
  • er – sombiny, sombin-javatra
  • estr – loha, mpitarika
  • et – kely, mampihena
  • ig – mampanao, mampanova
  • il – fitaovana
  • in – vavy
  • ind – mendrika ny
  • ist – olona manao asa na zavatra tsy tapaka
  • – lasa, miha...
  • uj – fitoerana, firenena
  • ul – olona
  • um – dikany tsy voafetra