teny mampifandray teny roa
- al – ao, amin'ny lalana mankany
- anstataŭ – fa tsy
- antaŭ – aloha, mialoha
- apud – eo akaikiny
- da – ny
- de – ny, hatramy
- dum – mandritra
- ekde – hatramy
- ekster – ivelan'ny
- el – ny, ivelan'ny
- en – anaty, amy, any
- inter – eo, amy , ampovoany
- je – ny, miaraka, ao
- kontraŭ – manohitra
- krom – fanampin'izany, ankaotra
- kun – miaraka
- laŭ – avy amin'ny
- per – amin'ny alàlan'ny, amy , amin' ny
- por – ho , ho any
- post – aoriana , manarakaraka
- pri – momba ny, momba , amy ny
- pro – noho ny
- sen – tsy , tsy manana , tsy misy
- sub – ambany
- super – ambonin'ny
- sur – ambony
- tra – tamin'ny
- trans – ny alalan'
- ĉe – amin'ny
- ĉirkaŭ – manodidin'ny
- ĝis – hatramy , hatramin'ny