fanampy teny

tovona

  • dis – fampielezana , fanelezana, fanapahana
  • ek – fanombohana hetsika, tampoka
  • for – fahalavirana , fanalavirana, fanjavonana , tsy fahitana
  • ge – mifandraika amin'ny vavy sy lahy
  • mal – mpanohitra , fanohirana
  • re – indray, idray

tovana

  • ad – hetsika mitohy
  • an – mpikambana ao amin'ny vondrona iray
  • ar – vondrona, miaraka
  • – manondro lafiny ratsy
  • – zavatra mivaingana
  • ebl – ny ahazoana atao
  • ec – kalitao foronin'ny saina
  • eg – ngéza, lehibe, mampitombo
  • ej – toerana
  • er – tapatapaky, efitrano kely, sombin-javatra
  • estr – loha, voalohany
  • et – kely, mampihena
  • ig – ho tonga, mamerina , manome, manao
  • il – fitaovana
  • in – any ny vehivavy
  • ind – mendrika ny
  • ist – raharaha
  • – tonga , miha...
  • uj – fasiana, misy, tany , fari-tany
  • ul – olona
  • um – dikany tsy voafetra