isan-karazany

Hevitra manan-danja

  • eble – mety
  • iom post iom – tsikelikely
  • iomete – kely
  • mem kompreneble – mazava ho azy
  • ni diru – dia ataovy hoe
  • pli-malpli – be kokoa na kely kokoa
  • rilate al – ny momba ny
  • temas pri – momba ny
  • verŝajne – angamba
  • ĉu ne – tsy izany

volo

  • blanka – fotsy
  • blua – manga
  • bruna – mavo manja
  • flava – mavo
  • griza – mavo vasoka
  • nigra – mainty
  • ruĝa – mena
  • verda – maintso

Isa

  • unu – ,isa ,iray
  • du – roa
  • tri – telo
  • kvar – efatra
  • kvin – dimy
  • ses – enina
  • sep – fito
  • ok – valo
  • naŭ – sivy
  • dek – folo
  • dek unu – iraika ambin'ny folo
  • dek du – roa ambin'ny folo
  • dek tri – telo ambin'ny folo
  • dek kvar – efatra ambin'ny folo
  • dek kvin – dimy ambin'ny folo
  • dek ses – enina ambin'ny folo
  • dek sep – fito ambin'ny folo
  • dek ok – valo ambin'ny folo
  • dek naŭ – sivy ambin'ny folo
  • dudek – roa-polo
  • tridek – telo-polo
  • kvardek – efa-polo
  • cent – zato
  • ducent – roan-jato
  • tricent – telon-jato
  • mil – arivo
  • dumil – roa arivo

Andron'ny herinandro

  • lundo – alatsinainy
  • mardo – talata
  • merkredo – alarobia
  • ĵaŭdo – alakamisy
  • vendredo – zoma
  • sabato – sabotsy
  • dimanĉo – alahady

volana

  • januaro – janoary
  • februaro – febroary
  • marto – martsa
  • aprilo – aprily
  • majo – mey
  • junio – jona
  • julio – jolay
  • aŭgusto – aogositra
  • septembro – septambra
  • oktobro – oktobra
  • novembro – novambra
  • decembro – désambra

fizaran-taona

  • printempo – lohataona
  • somero – fahavaratra
  • aŭtuno – fararano
  • vintro – ririnina